Dépêches

Fitokanana kianja manara-penitra tao Mahitsy

07 Jona, 10h05. Omaly 6 jona 2021 no notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny kianja manara-penitra ao amin’ny kaominina ambanivohitry Mahitsy distrika Ambohidratrimo. Ny Ministry ny tanora sy ny fanatanjahantena Tinoka Roberto sy ny filoham-pirenana no tonga nitokana ity fotodr’afitrasa ity ary nambarany tamin’izany fa hanomboka ny fananganana ny Académie National des Sports de Haut Niveau izay hotantanan’i Nicolas Dupuis.

Laisser un commentaire