Sambava: Zazavavikely 13 taona voatery natao fampiterahana mididy
Zazavavikely 13 no teraka tao amin’ny hopitaly CHRR Besopaka, any amin’ny faritra avaratry ny nosy, any Sambava. Voatery nodidiana ity zaza ity noho ny tsy fananany hery hamoaka ny zaza sy hiarovana ny ain’ny roa tontoa. Eo ampanaovana ny fanadihadiana mahakasika ny nahatonga ny tranga kosa ireo zandary any an-toerana, amin’izao fotoana.
