Zaza 3 taona maty novonoin-drainy tao Andapa
07 Jona, 11h10. Notsindromin’ity raim-pianakaviana ity ny antsy ny zanany vao 3 taona monja noho ny fifamaliana teo amin ‘izy mivady. Nitsoaka izy tao aorian’izay ary mbola eo andalam-pitadiavana ny mpitandro ny filaminana.
