Lalana mampitohy an’Ambanja- Antsiranana
20: 50 Tanterahin’ny mpisolo-tenan’ny vondrona eropeanina any Luxembourg amin’izao ny fandinihana ny tolo-barotra ho amin’ny fanamboarana ny lalana izay mampitohy an’Ambanja sy Antsiranana.