Fitsarana bacc Antsiranana
19 Aogositra, 09:01. Naato ny fitsarana ny fanadinana Bacc ao Antsiranana fa nidina an-dalambe nitaky ny karamany ireo mpampianatra mpitsara. Marihina fa mbola tsy voarain’izy ireo hatramin’ny taon-dasa.