Fanokanana ny centrale solaire Andranotakatra
02 Juin, 10h15. Notokanan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina omaly 1 jona ny centrale solaire Andranotakatra, kaominin’ny Belobaka ao Mahajanga II. Tanjona
Read More
02 Juin, 10h15. Notokanan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina omaly 1 jona ny centrale solaire Andranotakatra, kaominin’ny Belobaka ao Mahajanga II. Tanjona
Read More02 Juin, 09h00. Jiolahy miisa 3 no voasambotra ary basy 4 no voageja ny voalohan’ny volana jona. Jiolahy mitam-piadiana ary
Read More01 Jona, 11h15. Miisa 202 no nanaovana fitiliana. 24 ny tranga vaovao. 122 no sitrana ary o 142 no tranga
Read More01 jona, 09h45. Mbola mitohy manatratra ny tanjona i Zoto. Tanjona efa napetrany ny hitety an’I Madagasikara amin’ny alalan’ny dian-tongotra
Read More01 Juin, 10h15. Nivaly autopsie sy ny fanadihadiana nataon’ireo tompon’andraikitra misehatra amin’ny fahasalamana momba ny raharaha nahafatesan’I Dr Hasina Raherimandimby.
Read More31 May, 10h00. Zazavavikely vao fito taona monja no notsondromin’ny reniny ny antsy ny sabotsy lasa teo tetsy Ankadindratombo. Nirahany
Read More31 May, 09h00. Zazavavikely vao kilasy fahaefatra ao amin’ny EPP tany Sambava no nisy nanolana ka bevohoka. Novitaina tamin’ny raharaham-pihavanana
Read More31 May, 08h30. Mihatra avy hatrany lalàna tao amin’ny tanànan’i Sambava androany maraina mikasika ireo fepetra sakana rehetra. Maro ireo
Read More28 May, 12h00. Vita soamatsara omaly 25 may tao amin’ny hopitaly be Androva Mahajanga ny fitsirihana momba ny mason’ilay zaza
Read More28 May, 11h45. Ny atoandro teo, lehilahy iray no maty voahitsak’irony fiara vaventy irony tetsy Tanjombato. Raha ny nambaran’ireo nanatri-maso,
Read More