Lehilahy iray namono tena tetsy Tanjombato
28 May, 11h45. Ny atoandro teo, lehilahy iray no maty voahitsak’irony fiara vaventy irony tetsy Tanjombato. Raha ny nambaran’ireo nanatri-maso, nitsoraka fanahy niniana tao ambanin’ilay fiara vaventy mihitsy ity lehilahy ity.
