Dépêches

Zaza tsy nisy maso hatrany am-bohoka

28 May, 12h00. Vita soamatsara omaly 25 may tao amin’ny hopitaly be Androva Mahajanga ny fitsirihana momba ny mason’ilay zaza izay tsy nisy maso hatrany am-bohoka. Tsy misy azo atao anefa satria tsy nahitana voamaso mihitsy ity zaza ity nandritra ny fitiliana natao. Handeha hiverina hamonjy fodiana any Port-Berger izy mianaka kely rehefa avy niala nenina tamin’ny fitsaboana.

Laisser un commentaire