Famadihana : Mampanaotao foana
Dépêche 29 septembre, 11h, Tovolahy iray no nahavita handeha hangalatra azahoana vola 3 tapitrisa ariary mba hanaovany famadihana. Rehefa nanontaniana moa izy dia izay no vola ilainy amin’ny famadihan-drazana ho ataon’izy ireo kanefa izy tsy manana. Tys misy manakana ny tsirairay amin’ny fombany sy ny kolontsainy fa anjaran’ny tsirairay koa anefa no mandanjalanja izay tokony ho vitany manoloana izany.
