Dépêches

Maromamy Faritra Atsinanana: Notolorana hazavana ny mponina.

Dépêche 25 octobre, 16h, Tao anatin’ny velirano faha2 an’ny filoham-pirenena no nampanantenainy ny hazavana ho an’ny olona rehetra. Izany dia ny mba hitandroana ny fandriam-paahlemana sy mba ho mariky ny fampandrosoana ny tanàna. Nisitraka ny azy ihany koa ireto mponina avy ao Maromamy, ao amin’ny Faritra Atsinanana. Mazava ny tanàna rehefa amin’ny alina izay anisan’ny fotoana iray hisian’ny jiolahy ka velom-panantenana ireo mponina ny mba hienan’izany dahalo sy jiolahy izany.

Laisser un commentaire