Dépêches

RN7 PK 47+100:

09 Febroary, 09h00. Mandroso ny asa fanamboarana tetezan’Iarintsena Mba ho fampitohizana ny fifamoivoizana ao amin’ny làlam-pirenena fahafito mampitohy an’Ambalavao sy Ihosy dia nametraka « pont Mabey » tao an-toerana ireo tomon’andraikitry ny asa vaventy. Efa tonga tao Iarintsena ireo fitaovana handrafetana izany foto-drafitr’asa izany ary omaly alina ihany dia natomboka ny asa.

Laisser un commentaire