Dépêches

AMBANIDIA : Nanamboatra ny làlana tao amin’ny tonelina ny CUA

09 Febroary, 09h20. Feno lavadavaka ny làlana hiditra ny Tunnel Ambanidia izay mitarika fitohana’ny fifamohivoizana. Anisany làlana be mpampiasa anefa izy io ka nandeha ifotony nijery ny zava-nisy ny CUA ary nanomboka avy hatrany ny fanamboarana omaly alina. Ho tohizana miandàlana kosa izany fanamboarana izany.

Laisser un commentaire