Fankalazana ny fetin’ny Paska
02 Aprily, 10h 00. Ho hentitra amin’ny fanarahana ny fepetra ny eo anivon’ny polisim-pirenena. Tsy maintsy manaja ny lamina napetraka ny fiara mpitatitra sy ny fiara rehetra.