Alasora : Mitohy ny fitandroana filaminana sy fandaminana ataon’ny polisy
Mitohy hatrany ny fisafoana ataon’ny polisim-pirenena, avy ao amin’ny kaominina Alasora, indrindra fa amin’ny alina. Tanjona ny mba hisian’ny fandriam-pahalemana
Read More
Mitohy hatrany ny fisafoana ataon’ny polisim-pirenena, avy ao amin’ny kaominina Alasora, indrindra fa amin’ny alina. Tanjona ny mba hisian’ny fandriam-pahalemana
Read MoreDépêche 04 novembre, 15h, Nisitraka fitaovana vaovao ny avy ao amin’ny Polisim-pirenena. Anisan’izany ny moto miisa 27 sy tonfa ary
Read MoreMpisoloky ho mpivarotra volamena tra-tehaky ny Polisy tamin’ny asa ratsiny. Efa maro ny fomba hataon’ireny mpisoloky ireny hitadiavana vola sy
Read MoreMpanao sinto-mahery, mpangaro-paosy ary efa mpanaraka olona hatrany anaty fiara fitateram-bahoaka, roa lahy, no tratran’ny polisin’ny CSP6 Ambohimanarina. Mampiasa ireny
Read MoreHisy ny fametrahana takelaka famantarana ireo toerana voarara tsy azo hidiran’ireo zaza tsy ampy taona. Izany no atao ho fiarovana azy
Read More04 May, 12h00. Ramiaramila, mpanendaka ikoizana sady efa mpamerin-keloka no tra-tehaky ny polisin’ny CSP1, teny Antsahamanitra,ny alakamisy maraina 28 aprily
Read MoreVehivavy iray no nanatona mpitsabo noho ny tsy fahasalamana mahazo azy. Nanao fihetsika mamoafady taminy nefa ilay mpitsabo azy ary
Read MoreNisy ny fandraisana ara-teknika ny birao vaovao an’ny Polisim-pirenena, eny Andranovelona, kaominina Ankadikely Ilafy, omaly. Nandray ny asany avy hatrany
Read MoreAo anatin’ny herinandro masina mialohan’ny fankalazana ny paska isika izao. Nandray fepetra vaovao ny avy ao amin’ny Polisim-pirenena mba ahafahan’ny
Read More12 Janoary, 09h30. Voasambotra ilay ra ngahy nampiasa sarin’ny polisy milaza ho nanakana mpivarotra anana tsy ara-dalàna. Naparitany tao amin’ny
Read More