ActualitésTsidika

Polisim-pirenenea : Mpanendaka ikohizana tratra

04 May, 12h00. Ramiaramila, mpanendaka ikoizana sady efa mpamerin-keloka no tra-tehaky ny polisin’ny CSP1, teny Antsahamanitra,ny alakamisy maraina 28 aprily teo. Niaraka tamin’ny namany izy tamin’io fotoana io ary avy nanendaka mpandalo izy roalahy ireo. Nahatrarana antsy maranitra teny aminy tamin’izany fotoana izany.

Laisser un commentaire