Dépêches

Dépêche 14h00 21 juin – Valim-panadinana CEPE 2023

Araky  ny fanambaran’ny tompon’andraikitra dia vinavinaina hivoaka ao anatin’ny dimy hatramin’ny folo andro ny valim-panadinana  CEPE ho an’ny ireo foibem-panadinana rehetra  manerana  ny Nosy. Raha ho an’ny faritanin’i Mahajanga manokana   kosa dia voambara fa hivoaka mihaloan’ny  26 Jona fetim-pirenena izany valim-panadinana izany.

Laisser un commentaire