Fanokanana ny centrale solaire Andranotakatra
02 Juin, 10h15. Notokanan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina omaly 1 jona ny centrale solaire Andranotakatra, kaominin’ny Belobaka ao Mahajanga II. Tanjona ny hampiakatra ny herin’ny herinaratra ary ny hanenana ny vidin-jiro any an-toerana.
