Etats-Unis : Raim-pianakaviana iray voaheloka higadra mandrapahafatiny noho ny famonoana olona tsy an-tsitrapo
Raim-pianakaviana iray no voaheloka ho namono olona tany Amerique. Taorian’ny tontolo andro nifanakalozan-kevitra, dia namoaka ny didim-pitsarana ireo mpitsara 12
Read More