Morondava: Olona 4 namoy ny ainy tamin’ny faharendrehan’ny botry iray
Olona efatra no namoy ny ainy vokatry ny faharendrehan’ny botry iray, tao Morondava, omaly. Vehivavy no telo tamin’ireo namoy ny
Read More
Olona efatra no namoy ny ainy vokatry ny faharendrehan’ny botry iray, tao Morondava, omaly. Vehivavy no telo tamin’ireo namoy ny
Read MoreNiroso tamin’ny fanatanterahana ny asa fikojana ireo lalana tao amin’ny sampanana Lazaina ka hatreny Amboniloha ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina
Read MoreMandroso hatrany ny fanamboarana ny fitaterana an-tariby eto Antananarivo (TPC) amin’izao fotoana. Tapaka nandritra ny fisafoana nataon’ny sekreteram-panjakana miadidy ny
Read MoreTontosa soa aman-tsara nanditra ny faran’ny herinandro teo ny hetsika lehibe, “foire Analamanga 2023” andiany voalohany, izay nokarakarain’ny avy amin’ny
Read MoreIsan’ireo zava-pisotro fisotron’ny ankamaroan’ny olona ny café. Misy mihitsy aza ireo miankin-doha aminy ary tsy mahavita n’inon’inona raha tsy misotro
Read MoreMitohy hatrany ny hetsika fitokonana ataon’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (SECES) sampan Antananarivo. Nisy ny fangatahana ampitoniana (sit in)
Read MoreMitohy hatrany ny ady amin’ny zava-mahadomelina sy ny fanenjehana ireo minia mivarotra sy manaparitaka izay ataon’ny zandary avy ao amin’ny
Read MoreVehivavy iray no hita faty tao amin’ny fokontany Antanety, kaominina Fenoarivo; ny herinandro lasa teo. Ny fanadihadiana nataon’ny zandary avy
Read MoreNitrangana hain-trano tao amin’ny tanàn’Ambinanidilana, distrika Mahanoro, faritra Atsinanana, ny faran’ny herinandro teo. Trano manodidina ny 250 isa no may
Read MoreTonga nanatanteraka fitsidihana tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny minisitra misahana ny Angovo sy ny akoran’afo, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Nisy
Read More