Foto-drafitr’asa : Hanomboka ny asa fanamboarana ny lalana mampitohy an’Antsohihy sy Ambanja
Dépêche 12 janvier, 11h50, Hanomboka ny fanamboarana ny ampahan-dalana mampitohy an’ny Antohihy sy Ambanja ao amin’ny RN6 izay hita eo
Read More
Dépêche 12 janvier, 11h50, Hanomboka ny fanamboarana ny ampahan-dalana mampitohy an’ny Antohihy sy Ambanja ao amin’ny RN6 izay hita eo
Read MoreLehilahy iray antsoina hoe Henri Piette, 65 taona ankehitriny no naka an-keriny ny zana-badiny, nanolana azy ary niteraka 9 taminy.
Read MoreAndalam-panavaozana ny toeram-pitsaboana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely amin’izao fotoana izao. Hisy ny fanatsarana sy fanavaozana ny toerana mba ho mendrika
Read MoreMiataraina fatratra ireo mpanoratra boky enti-mampianatra sy manabe ny amin’ny hafitsok’ireo mpnaao boky sandoka sy ireo mpanao hosoka. Miseho amin’ny
Read MoreTsy hita nanomboka ny 6 desambra teo i Lucia, renim-pianakaviana 31 taona. Tamin’io andro io dia nandeha niantsena tao amin’ny
Read MoreNanatanteraka fivoriana entina handaminana ny asa fitaterana ao an-toerana ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimanambola sy ireo tomponandraikitra misahana ny
Read MoreNiamboho ny talata 10 janoary teo, teo amin’ny faha-82 taonany ny mpanjakan’ny Hellènes taloha Constantin II. Tao Athènes no nodimandry
Read MoreHitombo avo roa heny ny tanjaky ny famokarana herinaratra ao Namehana, taorian’ny nametrahana ireo fitaovana mifandraika amin’izany tao an-toerana. Araka
Read MoreMisedra ny haintany isany goavana indrindra teo amin’ny tantarany ny nosy Maurice amin’izao fotoana. Tamin’ny volana septambra 2021 teo no
Read More