Fakana an-keriny : Tovovavy 20 taona no natakalo 900 000 Ar
Nalaina an-keriny ny tovovavy 20 taona, ny sabotsy lasa teo. Nitaky vola tamin’ny finday ny olon-dratsy ka nandoa ny fianakaviana.
Read More
Nalaina an-keriny ny tovovavy 20 taona, ny sabotsy lasa teo. Nitaky vola tamin’ny finday ny olon-dratsy ka nandoa ny fianakaviana.
Read MoreMpitondra fiara iray no nahafana nanavotra vehivavy iray nisy naka an-keriny ny herinandro lasa teo. Sendra naka solika tao amin’ny
Read MoreLehilahy iray antsoina hoe Daniel Moraes Bittar, 42 taona no naka an-keriny zazavavy 12 taona avy nianatra. Raha ny fanazavana
Read MoreLehilahy iray no hita tamin’ny vidéosurveillance naka an-keriny vehivavy iray teny afovoan-dalana tao New-York. Ny zoma lasa teo manodidina ny
Read MoreNy alatsinainy hariva teo no niseho tao Alfortville, Val-de-Marne ity tranga ity. Manodidina ny enina ora hariva tamin’io andro io
Read MoreVehivavy iray avy tao Pologne no norebirebena lehilahy telo tao Bourrassol, Toulouse. Ny herinandro lasa teo no ity tranga ity.
Read MoreVehivavy iray antsoina hoe Nashali Alma, 24 taona no saika nisy naka an-keriny tao amin’ny toeram-pikotranan’ny toeram-ponenany tao Tampa, Floride.
Read MoreNanao tatitra tamin’ny AFP ny tompon’andraikitr’i Arbinda, kaominina ao avaratr’i Burkina Faso fa vehivavy 50 isa no nisy naka an-keriny
Read MoreLehilahy iray antsoina hoe Henri Piette, 65 taona ankehitriny no naka an-keriny ny zana-badiny, nanolana azy ary niteraka 9 taminy.
Read MoreNanao tatitra ny biraon’ny governemantan’i Nigéria fa nisehoana trangana fakana an-keriny tao amin’ny garan’ny Etat d’Edo, ao atsimon’i Nigéria. Vondrona
Read More