Etats-Unis : Lehilahy iray no nikasa haka an-keriny vehivavy 24 taona tao anaty toeram-pikotranana
Vehivavy iray antsoina hoe Nashali Alma, 24 taona no saika nisy naka an-keriny tao amin’ny toeram-pikotranan’ny toeram-ponenany tao Tampa, Floride.
Read More