Betroka : Fa atao inona ny mason’ny varira ?
Tsy mbola foana eto amintsika ny halatra voamaso izay atao amin’ireny zaza varira ireny fa vao maika aza mahazo vahana
Read More
Tsy mbola foana eto amintsika ny halatra voamaso izay atao amin’ireny zaza varira ireny fa vao maika aza mahazo vahana
Read MoreNisy ny fifanaraham-piaraha-miasa ho fametrahana ny filakevi-pirenena ho an’ny mpisehatra amin’ny famokarana lohamenaka mba hampiroboroboana io seha-pihariana iray io. Ny
Read MoreEfa natomboka ny asa fanamboarana ny toerana fanariam-pako ao Ambohitrarahaba, ao anatin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy. Ho vita tsy ho ela
Read MoreLazaina ombieny ombieny fa ny fanabeazana no vahaolana hialantsika amin’izao fahantrana izao, saingy mbola betsaka ny fianarana tsy zarizary any
Read MoreNisy ny fandraisana ofisialy ny toho-drano namboarina ao amin’ny Fokontany Ampahimasina, Anjeva Gara, izay manondraka velaran-tany maherin’ny 30 ha. Faly
Read MoreNisy ny fandehanana tety ifotony nataon’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena sy ireo mpiara-miasa aminy teto Avaradrano ny 9 desambra 2021.
Read MoreHiavaka ny fankalazana ny fetin’ny krismasy amin’ity taona ity raha ho an’ny Kaominina Ambohimanambola manokana. Manomboka ny 20 desambra dia
Read MoreBetsaka ny fitarainana ataon’ny mponina ao Alasora manoloana ny fanafody vidiana ao amin’ny Farmasia iray eny By Pass. Mividy boaty
Read More13 Desabra, 09h10. Mpiasan’ny Jirama ao amin’ny Fokontany Ambodiakondro Andrefana, Kaominina ambonivohitry Moramanga, no mizara sy mivarotra herinaratra amin’ny trano
Read More13 Desambra, 08h30. Isany tranga nahavory olona be indrindra teny amoron-dranomasina fanjonoana ity tranga niseho tany Anosinakoho Farafangana ity ny
Read More