Anatihazo Isotry : Miray hina amin’ny fanenjehana ireo jiolahy ny mponina
Manao peta-drindrina ho fampitandremana ireo jiolahy ny mponina ao Anatihazo Isotry. Anisan’ny toerana be mpangalatra sy mpisito-mahery iny faritr’Isotry iny.
Read More
Manao peta-drindrina ho fampitandremana ireo jiolahy ny mponina ao Anatihazo Isotry. Anisan’ny toerana be mpangalatra sy mpisito-mahery iny faritr’Isotry iny.
Read MoreNisy andian’olona nidina an-dalambe sady nilanja sora-baventy teny Manakambahiny, Boriborintany faharoa Antananarivo renivohitra ny marainan’ny 23 aogositra 2021 lasa teo.
Read MoreNangataka fanesorana sy fanoloana mpanolon-tsaina miisa folo eny amin’ny Fitsarana ny Préfet de Police Antananarivo. Voakasik’izany fanesorana izany : Toavina
Read MoreAnisan’ny zava-boahary ny Rongony, manana asany betsaka izy na tsara na ratsy toy ny miaro amin’ny homamiadana kanefa mampitapy sy
Read MoreTanteraka ny Alatsinainy 23 Aogositra 2021 ny fananganan-tsaina voalohany teo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena tao aorian’ny nitsanganan’ny Governemanta
Read MoreAnisan’ireo mampalaza ny lalam-pirenena faha-2 mapitohy an’i Toamasina sy Antananarivo ny faharatsian’ny lalana sy ny tsy fandriam-pahalemana, maro anefa amin’izao
Read MoreEfa 15 minitra tsy hitsaharan’ny lalao tao amin’ny kianjan’i Allianz-Riviera no nisy nitoraka ireo mpilalaon’ny Olympique de Marseille. Efa nanao
Read MoreHo tonga ny 2 septambra ho avy izao ny vary milanja 8 300 taonina raha tsy misy ny sampona ary andro
Read MoreHisy ny fihaonana eo amin’ny filoha frantsay Emmanuel Macron sy ny filoham-pirenena Malagasy raha tsy misy ny fiovana amin’ny fandaharam-potoana
Read MoreAnkizy 20 000 eo ho eo no mirenireny ao renivohitr’i congo, namorona vondrona na « gang » mampiasa ny herisetra ara-nofo toy
Read More