Mitaky ny fialan’ny Sekreteran’ny Fokontany Manakambahiny ny fokonolona
Nisy andian’olona nidina an-dalambe sady nilanja sora-baventy teny Manakambahiny, Boriborintany faharoa Antananarivo renivohitra ny marainan’ny 23 aogositra 2021 lasa teo.
Read More