Haïti : Tsy latsaky ny 2 200 no maty nandritra ny horohoron-tany
Nitombo indray ny isan’ny maty nandritra ny horohoron-tany tao Haïti ny 14 aogositra teo. Nanambara ny manam-pahefana ny alahady 22
Read More
Nitombo indray ny isan’ny maty nandritra ny horohoron-tany tao Haïti ny 14 aogositra teo. Nanambara ny manam-pahefana ny alahady 22
Read MoreNoraisin’ny Priaministra, Ntsay Christian ny fitantanana ny Ministeran’ny harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika nanomboka ny 23 aogositra teo.
Read MoreMikarakara fampianarana mamily fiarakodia ho an’ny tanora tsy an’asa ao aminy i Jimmy Randriantsoa, ben’ny tanànan’Alasora. Arakin’ny efa nampanantenainy ny
Read MoreNambaran’ny praiminisitra Boris Johnson (Grande-Bretagne) ny alahady teo fa hanatanteraka fivoriana ny mpikamabana ao amin’ny G7 androany. Atao virtoaly ity
Read MoreNaneho ny tatitra nataon’ny tompon’andraikitry ny fahasalamana ao France ny alahady teo fa mbola tototra ireo « soin critique » ao amin’ireo
Read MoreMiamiakatra ireo mitondra ny tsimok’aretina nefa tsy maneho soritr’aretina ao an-toerana. 371 ny tranga hita tao anatin’ny iray andro hoy
Read MoreNapetraky ny filoha Volodymyr Zelensky ny alahady teo tamin’ny alalan’ny didim-panjakana ity fanampahan-kevitra ity. Efa nodinihana nandritra ny filan-kevitry ny
Read MoreNy alahady teo no nanombohan’iIsraël ity hetsika ahafahan’ny zaza 3 taona noho mihoatra fitiliana « sérologique » ity. Entina andinihana ny fiasan’ny
Read MoreNiakatra 11 indray ny maty noho ny rivo-doza nisy tao Mexique ny sabotsy teo raha 3 izany ny alahady tao
Read MoreHanomboka androany ny lalao « paralympique » ao Tokyo. Saingy efa ahiahiana ny tsy hisian’izany manoloana ny firongatry ny valan’aretina ao Japon.
Read More