Afghanistan : Ho tontosaina androany ny fivorian’ny G7 mikasika ny raharaha ao an-toerana
Nambaran’ny praiminisitra Boris Johnson (Grande-Bretagne) ny alahady teo fa hanatanteraka fivoriana ny mpikamabana ao amin’ny G7 androany. Atao virtoaly ity
Read More