Fanabeazana : Tsy mazava amin’ireo ray aman-dreny ny hoe « maimaim-poana » ny fampianarana
Diso fanantenana amin’ny filazan’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena ireo ray aman-dreny mampiana-janaka eny amin’ny sekolim-panjakana fa maimaim-poana ny fampianarana. Nanamafy ny tompon’andraikitra
Read More