Fanazaran-tena teny Tamponketsa
24 Aogositra, 08:45. Niaraka nanao fanazaran-tena teny amin’ny faritr’i Tampoketsa ny miaramila avy ao amin’ny Rezimantan’ny Tafondro aro anabakabaka sy ireo mpiandry ny andrim-panjakana. Izao no natao dia mba hahazoana mampitombo ny traikefa sy fahaiza-miaraka amin’ny samy miaramila rehefa mamita iraka eny an-kianja.
