Efa hifarana tsy ho ela ny fitsarana miaramila
24 Aogositra, 08:20. Ho tapitra ny 29 aogositra izao ny fitsarana miaramila ho an’ny zatovovavy sy zatovolahy manerana ny boriboritany enina eto Antananarivo Renivohitra. Ampatsiahivina fa mila mitondra penina manga sy kara-panondro ireo tonga eny Betongolo ka hanatanteraka izany adidy eo amin’ny tanin-drazana izany
