Vola sandoka : Saron’ny zandary ireo mpanao ratsy avy etsy Ambanitsena
Voasambotra iro mpanao vola sandoka noho ny fampitam-baovaon’ny olompirenena tsotra. Vehivavy telo sy lehilahy roa izy ireo no ao anatin’izany
Read More
Voasambotra iro mpanao vola sandoka noho ny fampitam-baovaon’ny olompirenena tsotra. Vehivavy telo sy lehilahy roa izy ireo no ao anatin’izany
Read MoreEfa mibahan-toerana ary efa tafiditra amin’ny andavan’androm-piainan’ny Malagasy ankehitriny ny fampiasana ny « mobile money ». Tsy ambakan’izany ihany koa anefa ireo
Read MoreNy faran’ny volana aogositra lasa teo no nisy nanambana ny ray aman-drenin’ireo zaza varira ao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana ireo
Read More29 Aogositra, 16h00, Rongony milanja 840 kilao na 42 gony no saron’ny « commandant de compagnie » Antsohihy sy ny ekipany ny
Read More26 Aogositra, 15h15 Zanaka trozona efa maty no hitan’ny mponina tao amin’ny moron-dranomasinan’I Rantohely, distrikan’i Maroantsetra ny talata lasa teo.
Read More25 Aogositra, 12h00, Fiara fitaterana tsy tokony hitondra olona mihoatra ny telo sy entana no nitondrana olona 26 izay zaza
Read MoreVokatry ny paik’ady tsara petraka teo amin’ny zandary, jiolahy miisa fito no indray lavo nandritra ny fifandonana mahery vaika teo
Read More22 Aogositra, 16h15, Zandary iray no maty voatsatoka antsy teo amin’ny kibony sy tehezany havia nataona miaramila kilasy faharoa tao
Read More19 Aogositra, 12h10, Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny 18 Aogositra teo ny zaikabe tanterahan’ireo FIVAZA na ny fikambanan’ny vadin’ny zandary
Read More17 Aogositra, 13h 30 Jiolahy efa ikohizan’ny fokonolona ao Ambano sy Ambohibary no ravan’ny tobin-jana-paritra tao Andranomanelatra, Antsirabe II. Fiaraha-mientana
Read More