Dépêches

Antsohihy : Rongony 42 gony saron’ny zandary

29 Aogositra, 16h00, Rongony milanja 840 kilao na 42 gony no saron’ny « commandant de compagnie » Antsohihy sy ny ekipany ny faran’ny herinandro lasa teo tao amin’ny kaominina Ambanivohitra Marotolana. Manana fitaovana toy ny basim-borona sy ny basy vita gasy ireo olon-dratsy amin’ny resaka zava-mahadomelina any amin’ity faritra ity ary fiaraha-miasan’ny mpitandro filaminana amin’ny fokonlona no nahatratrarana izao tranga izao.

Laisser un commentaire