Nilatsaka ny sazy ho an’ny CFFA
21 Oktobra, 09h10. Niaran’ny sazy avy hatrany ny klioba CFFA torian’ny fanapahan-keviny tsy hiatrika ny lalao miverina izay iarahany amin’ny ekipa Angola. 15 000 dolara no hefainy amin’ny federasiona an’i Angola raha toa ka 10 00 dolara ho an’ny CAF. Tsy afaka miatrika lalao karakarain’ny CAF mandritra ny roa taona ihany koa ny klioba.
