ActualitésTatitra

France : Mpandraharaha misehatra ao Etats-Unis i Pierre Omidyar

Misehatra eo amin’ny tontolon’ny Internet » ireo mpandraharaha matanjaka indrindra eran-tany, toy ry Mark Zuckerberg sy ry Bill Gates. Maro ihany koa ny Français milona ao anatin’izany, ary anisan’ireo matanjaka indrindra i Pierre Omidyar.Izy no namorona ny eBay tamin’ny taona 1995, orinasa mpanao varotra amin’ny Internet izay misehatra ao Etats-Unis. Teraka ny 21 jona 1967 tao Paris ny tenany ary Iranien ny ray aman-dreniny. Efa liana tamin’ny « informatique » foana ny tenany ary teo amin’ny faha 28 taonany izy no namaky ny « AuctionWeb » ary nanangana ny « Echo Bay Technology » izay eBay ankehitriny.

Laisser un commentaire