Dépêches

Zon’olombelona: Manana sy misitraka zo feno ireo gadra mbola tsy voatsara.

Dépêche 07 octobre, 17h, Nitondra fanampim-panazavana ny avy aoa min’ny Ministeran’ny Fitsarana mahakasika ilay vaovao nivoaka nahagaga ny maro izy mialza fa hampidirina anaty lisi-pifidianana ireo voafonja. Araka ny lalàna misy dia tsy manan-jo intsony ireo olona izay migadra, izany hoe nesrina aminy ny zony rehefa voatsara izy. Nohamarinina fa ireo gadra izay tsy mbola voatsara no misitraka izay zo afaka mifidy izay ka ho raisina ho anisan’ny mpifidy izy ireny. Zo sy adidy ny mifidy ka izay rehetra manan-jo dia tokony hifidy izay tiany.

Laisser un commentaire