Antsohihy : Tsy hitsitsy ny zandary manoloana ny asan-dahalo
Mirongatra ny tahan’ny tsy fandriam-pahalemana amin’iny faritra Sofia iny. Nilaza ny avy ao amin’ny Zandarimaria fa tsy hitsitsy ary hanao
Read More
Mirongatra ny tahan’ny tsy fandriam-pahalemana amin’iny faritra Sofia iny. Nilaza ny avy ao amin’ny Zandarimaria fa tsy hitsitsy ary hanao
Read More22 jolay, 15h 00, Zandary iray avy ao amin’ny GSIS no nitifitra ny vady aman-janany avy eo nitifi-tena ny omaly
Read MoreNisy fitsidihana arak’asa tao amin’ny Toby Ratsimandrava nataon’ny Ministry ny Fiarovam-pirenena omaly. Nijery manokana ny fitsarana ny fifaninanana ho mpianatra
Read More28 Febroary, 08h00. Tànana iray ao Ankazoavo, kaominina Ambatomiady ao amin’ny distrikan’Antanifotsy no notafihan’ny andian-jiolahy mirongo fitaovam-piadiana ny 25 febroary
Read MoreZandary iray miasa ao amin’ny zana-tobim-paritry ny Zandarimaria ao Betatao no maty namono tena. Olana ara-pitiavana no voalaza fa nahatonga
Read MoreNomen’ny kaominina Ambohimanambola itaovana « moto cross » ireo zandary miasa any an-toerana. Izany no nentina nanamarihana ny fotoam-piasana 2022. Laharam-pahamehana ho
Read More12 Janoary, 10h30. Naiditra am-ponja vonjimaika ilay zandary nifamaly sy niady tamin’olona ary nitifitra sy nandratra azy tamin’ny basim-panjakana fentiny
Read MoreSamy nanana ny fomba nandraisana ny taona vaovao ny rehetra. Hazakazaka namakivaky ny tanànan’i Fianarantsoa kosa no nentin’ireo zandary nanamarihana
Read More18 Oktobra, 08h00. Nisy trangana hai-trano tao amin’ny Toby Jeneraly Philibert RAMAROLAHY ny sabotsy faha 16 oktobra 2021 tokony tamin’ny
Read MoreTsy nandrenesam-baovao intsony i Manon ny 16 septambra tao Var. Nitsaoka ny trano fonenany tao Toulon ity tovovav 16 taona
Read More