Dépêches

Vakinakaratra : Fiara fita terana entana kanefa nitondrana olona

25 Aogositra, 12h00, Fiara fitaterana tsy tokony hitondra olona mihoatra ny telo sy entana no nitondrana olona 26 izay zaza amam-behivavy ny ankamaroany, sady mitondra razana havadika, tao Ambatolampy ny talata lasa teo. Voatery nandray fepetra manoloana izany ny avy ao amin’ny zandarimaria tao amin’ny  faritra Vakinakaratra mba hisorohana ny loza mety hitranga izay tsy mifanaka amin’ny fenitra iarovana ny ain’ireo mpandeha ilay fiara, araka ny fanazavana.

Laisser un commentaire