Dépêches

Andranomanelatra Antsirabe:Ravan’ny zandary ny tamba-jotran-jiolahy

17 Aogositra, 13h 30 Jiolahy efa ikohizan’ny fokonolona ao Ambano sy Ambohibary no ravan’ny tobin-jana-paritra tao Andranomanelatra, Antsirabe II. Fiaraha-mientana tamin’ny alalan’ny tagnamaron’ny fandriam-pahalemana no nahatratrarana ireo jiolahy, tamin’ny fisavana ny tranony no nahitana basy sy karazana entana tsy mari-pototra.

Laisser un commentaire