Fakana an-keriny : Tovovavy 20 taona no natakalo 900 000 Ar
Nalaina an-keriny ny tovovavy 20 taona, ny sabotsy lasa teo. Nitaky vola tamin’ny finday ny olon-dratsy ka nandoa ny fianakaviana.
Read More
Nalaina an-keriny ny tovovavy 20 taona, ny sabotsy lasa teo. Nitaky vola tamin’ny finday ny olon-dratsy ka nandoa ny fianakaviana.
Read MoreANTANANARIVO AICHA – Près CENAM 67ha : 034 74 687 24 RAKOTOARIVONY- Analakely en face lycée Rabearivelo : 034 45
Read MoreLehilahy iray no hita efa tsy nisy aina intsony, teny Tsaramasoandro, fokontany Tsarahasina, kaominina Ambohimangakely, ny talata folak’andro teo. Araka
Read MoreManamboka indray ny trangana tsy fandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Masindray. Ny faran’ny herinandro teo, nisehoana trangana “désossage” tao amin’ny fokontany
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanamboara ny lakan-drano ao amin’ny lalana mampitohy an’i Lazaina sy Isahafa ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra,
Read MoreTokantrano miisa 3 no nasesin’ny jiolahy miisa 10 notafihina teny Marobiby, kaominina Fiombonana, Itaosy ny alahady alina teo. Vola 2
Read MoreMpangaro-paosy 3 mianadahy tratran’ny zandary nanao ny asa ratsiny tao amin’ny tsenan’Ankazobe. Vola maro sy finday no sarona nandritra izany.
Read MoreNilaza ny tomponandraikitra misahana ny fifidianana sy fitarainana eo anivon’ny FMF fa hisy ny sivana ho an’ireo kandidà hirotsaka hofidina
Read MoreAraky ny rindran-damina vaovao, tsy maintsy manana « billet » na « bracelet » daholo ireo mikasa hiditra ny lanonana ao amin’ny kianja Barea
Read MoreMpangalatra moto iray no voasambotry ny zandary, ny alatsinainy teo, tao amin’ny kaominina Ambohimalaza. Ny 26 aogositra no nitrangana halatra
Read More