Ankazobe: Mpangaro-paosy 3 mianadahy tratran’ny zandary teo am-panaoavana ny asa ratsiny
Mpangaro-paosy 3 mianadahy tratran’ny zandary nanao ny asa ratsiny tao amin’ny tsenan’Ankazobe. Vola maro sy finday no sarona nandritra izany.