Dépêches

Ady amin’ny covid-19 : Afaka mampanao vaksiny ireo mpitsabo tsy miankina

03 Aogositra 2022, 15:00 / Taorian’ny hetsika fametrahana ny « vaccinodromes » teto Antananarivo sy ny manodidina dia mbola mitohy ny fanamafisana ny ady atao amin’ny coronavirus eto Madagasikara.  Efa azon’ireo mpitsabo malalaka na tsy miankina amin’ny fanjakana atao ny mampanao vaksiny ireo olona te hananteraka izany. Mila fankatoavana avy amin’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka anefa ny fahazoana manao izany.

Laisser un commentaire