Lalaon’ny nosy: Tontosaina ny alahady izao ny lanonam-pamaranana
Araky ny rindran-damina vaovao, tsy maintsy manana « billet » na « bracelet » daholo ireo mikasa hiditra ny lanonana ao amin’ny kianja Barea Mahamasina, amin’ny alahady faha 03 septambra.
