Egypte : Hamokatra vaksiny Spoutnik V
Nanaiky ny hamokatra vaksiny Spoutnik V ny orinasa mpamokatra fanafody iray ao Egypte, Minapharm, ny Alakamisy 22 aprily lasa teo.
Read More
Nanaiky ny hamokatra vaksiny Spoutnik V ny orinasa mpamokatra fanafody iray ao Egypte, Minapharm, ny Alakamisy 22 aprily lasa teo.
Read MoreTao anatin’ny 24 ora izao, tsy nahitana tranga vaovao tao Maurice raha ny tatitra natao anio Zoma 23 Avrily. Na
Read MoreIsan’ny sehatra miasa indrindra eto amin’ny firenena ny fitandroana ny filaminam-bahoaka. Tsy milamina tokoa ary ve ny firenena ? Nahoana no
Read MoreMirongatra izay tsy izy ny resaka tsy fandrim-pahalemana any amin’ny Distrikan’Anjozorobe indrindra fa any amin’ny faritra andrefan’ny renivohitry ny Distrika.
Read MoreNatomboka anio alakamisy 22 aprily ny fanaovam-baksiny ho fiarovana amin’ny gripa natao tamin’ireo olondehibe mihoatra ny 60 Taona. Ny Minisiteran’ny
Read MoreNahatorakovitra ny mponina eto Tsiamahabeomby, kaominina Ambohimandry, distrikan’Arivonimamo, nanomboka ny talata tolakandro teo, ny fisiana tany nivohitra tampoka tato anatin’ny
Read MoreOrinasa-panjakana manohy ary manamafy ny asany andavanandro ny Jirama. Izy ireo no anisan’ny manentana ny mpanjifa ao aminy mba hampihenana
Read MoreNiteraka resa-be ny tsy fisian’ny fanafody sy ny fiakaran’ny vidiny manerana ny toeram-pivarotana tato ho ato. Mitaraina vokatr’io ihany koa
Read More« Tsy ny fitiavan-tenan’ny olona vitsivitsy no hanakana ahy tsy hanampy ny baolina kitra Malagasy mba hiverina ho reharehan’ny tanindrazako ». Izany
Read MoreTandidomin-doza ny tany noho ny asa ataon’ny olombelona kanefa ny tany no mamelona sy miantoka ny aintsika. Ny 22 aprily
Read More