Toe-karena : Hametrahana paik’ady vaovao hiarovana ny vokatra sy ny mpanjifa ny faritra Alaotra Mangoro
Hahafahana miaro ny vokatra sy mitsinjo ny mpanjifa dia manana paik’ady vaovao ny Ministeran’ny toe-karena ho an’ny faritra Alaotra Mangoro.
Read More