Dépêches

Tsena Antananarivo: miantso ireo mpividy tsy hanjifa raha tsy amin’ny mpiavrotra ara-dalàna.

Dépêche 26 septembre, 16h, Maro ireo mpivarotra amoron-dalana, tsy manaraka ny lalàna sy fitsipika mifehy ny kaominina anefa izy ireny amin’ny tsy fisoratany any amin’ny fanjakana. Enjehin’ny lalàna izy ireo fa miverina foana ihany. Miantso ireo mpanjifa ihany koa ny avy ao amin’ny kaominina Antananrivo Renivohitra ny hanjifana eny amin’ireo mpivarotra manara-dalàna irery ihany. Anisan’ny manampy tosika amin’ny ho fandaminana ny tanàna ihany koa izany. 

Laisser un commentaire