Dépêches

Telma Coupe de Madagascar 2022 : Nivoaka ny lisitry ny mpandray anjara

17 May, 12h00. Misy 80 ireo klioba rehetra handray anjara amin’ny Telma Coupe de Madagascar 2022 manerana ny nosy. Raha tsiahivina dia ny 21-22 mey izao no hanomboka ny fifaninana amin’ny alalan’ny dingana savaranonando. Any amin’ny dingan’ny 1/16 kosa vao hiditra an-tsehatra ireo ekipa nifaninana tamin’ny Orange Pro League – Madagascar.

Laisser un commentaire