Masindray: Ekipa 44 nahazo fiofanana momba ny fanamboarana savony
Nisy ny fampiofanana fanamboarana savony ho an’ireo tanora, tao amin’ny kaominina Masindray. Ekipa 44 no niatrika izany ary nahavita nanovo
Read More
Nisy ny fampiofanana fanamboarana savony ho an’ireo tanora, tao amin’ny kaominina Masindray. Ekipa 44 no niatrika izany ary nahavita nanovo
Read MoreNitohy tao amin’ny fokontany Ampahimanga ny hetsika kaominina manakaiky vahoaka sy fanentanana mikasika ny hetra, ataon’ny tomponandraikitra ao amin’ny kaominina
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fizarana ny vatsin’ankohonana, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Maro ireo mponina no nisitraka izany,
Read MoreTafatsangana ny tobi-paritry zandarimariam-pirenena ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nisy ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy, ny herinandro teo. « Noho
Read MoreHatramin’ny faran’ny herinandro teo, mbola nisy ny fizarana ny vatsin’ankohonana tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nizotra am-pilaminana ny fizarana izany
Read MoreNanatanteraka fanentanana isam-pokontany, ka nitety ireo fokontany ao anatin’ny kaominina ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambla ny faran’ny herinandro teo.
Read MoreNanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fandehanana ifotony nataon’ny tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, hanentanana ny mponina mahakasika ny hetra.
Read MoreMaro ireo fampianarana maimaim-poana ho hita ao amin’ny kaominina Ambohimangakely ato ho ato. Misokatra ho an’ny rehetra ary tsy mifidy
Read MoreMitohy hatrany ny fiaraha-mientana ho an’ny fandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Alasora. Ny zandarimaria sy ny mponina no miara-misalahy amin’ny fanatanterahana
Read MoreHiroso amin’ny fanatanterahana ny fanadiovana indray isan-taona ireo fantsona rehetra mitsinjara ny rano ho fanatsarana ny kalitaon’ny rano, ireo tomponandraikitra
Read More