Mety hisy vokany ve ilay 332 tapitrisa dolara avy amin’ny FMI ?
Nilaza ny Ministeran’ny Toe-karena sy ny vola fa efa napetraka any amin’ny Banky foibe ireo vola 332 tapitrisa dolara avy
Read More
Nilaza ny Ministeran’ny Toe-karena sy ny vola fa efa napetraka any amin’ny Banky foibe ireo vola 332 tapitrisa dolara avy
Read MoreNy alakamisy maraina teo dia fitohanana lavareny no hita saika ho manerana an’Antananarivo, indrindra fa iny lalana miazo an’anosy sy
Read MoreNahatratrarana etana lany daty tao amin’ny tranom-barotra iray tany Toliara. Karazan’entana toy ny lafarinina 23 kilao sy paty (500g) miisa
Read MoreNy 30 septambra no daty voatondro hanombohan’ny hetsika fampirantiana hanomezana toro-lalana sy toro-hevitra ho an’ireo mpianatra afaka bakalorea. Nahemotra ho
Read MoreNanatanteraka fihetsiketsehana manoloana ny lapan’ny tanàn’ny Toamasina ireo mpiasan’ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina. Ny fahataran’ny fandoavana ny karaman’izy ireo no anton’izany.
Read More30 Septambra, 11h00. Hetsika ara-pahasalamana no nentina nankalazana ny faha 60 taonan’ny Polisim-pirenena Malagasy tamin’ity taona ity. Nisy ny fitiliana
Read More30 Septambra, 08h56. Zotra 119 iray tapaka hisatra no niteraka ny lozam-pifamoivoizana omaly. Olona roa no naratra vokatr’izany ka ny
Read MoreResin’ny PSG tamin’ny isa 2-0 i Manchester City nandritra ny fifanitsanana Ligue des Champions ny 28 septambra teo. Tamin’ity lalao
Read MoreManomboka any amin’ny mozika, ny lalao amin’ny Internet, horonantsary ny fifehezan’i Chine ireo tanora ao aminy. Feran’izy ireo ny fampidirana
Read MoreNivoady ny hanamafy ny fitaovam-piadiana noklearin’i Corée du Nord ny filoha Kim Jong-Un ny volana janoary teo. Nihaiky izy fa
Read More