Nitrangana lozam-pifamoivoizana tetsy Ambohijatovo omaly tolak’andro.
30 Septambra, 08h56. Zotra 119 iray tapaka hisatra no niteraka ny lozam-pifamoivoizana omaly. Olona roa no naratra vokatr’izany ka ny iray tamin’izay ireo no tsy nahatsiaro tena. Fiara miisa enina no simba manoloana izany, izay hany hevitra faran’ilay mpamily nentina nampijanona ny fiara.
