Dépêches

Fankalazana ny faha 60 taonan’ny Polisim-pirenena Malagasy.

30 Septambra, 11h00. Hetsika ara-pahasalamana no nentina nankalazana ny faha 60 taonan’ny Polisim-pirenena Malagasy tamin’ity taona ity. Nisy ny fitiliana diabeta mamaimpoana ho an’ireo polisy izay liana tamin’izany, teo ihany koa ny famonazan-drà izay notanterahina tetsy amin’ny hopitalim-panjakana Hjra Ampefiloha.

Laisser un commentaire